top of page

Takelaka ampahafantarana ny Fitandremana Antsampandrano Fiderana, SP Iarivo Avaradrano - Antananarivo MADAGASCAR. Eto no hamantaranao ireo vaovao mikasika ity fitandremana ity : Asa pastoraly, hetsika, vina.... 

Tarika Andriamanitra Fitiavana

Tonga soa!

Ireo Mpandray vaovao miisa 9 mianadahy, notokanana anio 08 jona 2014. Miaraka maka sary fahatsiarovana amin'ny Raiamandreny Mpitandrina mivady.

Mirary soa ho antsika rehetra hahita fifaliana ary hitombo amin'ny fifankatiavana sy ny fiombonana eo ambany fahafenoan'ny Fanahy Masina

Vina 2014, Lova maharitra ho an'ny Fiangonana. Manentana antsika handray anjara amin'ny Vina 2014.

Fjkm Antsampandrano Fiderana

Ity takelaka ity koa dia natao ifandraisany @ zanany rehetra miely eran'i Madagasikara sy any an-dafin'ny riaka sy ho an'ny olona rehetra te-hifandray amin'ny Fitandremana FJKM Antsampandrano Fiderana. Fanirianay ihany koa ny hifandray aminao mba handraisanay ny hevitra avy any aminao mpitsidika ny tranokala : fanamarihana, soso-kevitra, vaovao na koa misy zavatra hafa mahaliana anao.
Ity ny adiresy i-mailakin'ny Fitandremana

​

​Telephone : ​+261341080806

Email : fjkm.antsampandrano@gmail.com

Araho izahay

 

Misaotra anao manaparitaka amin'ny "Reseaux sociaux" ny vaovaontsika.

Andriamanitra dia Fitiavana

 

 

​​​

© 2014 by Fjkm Antsampandrano Fiderana. Proudly created with Wix.com

  • Facebook Clean Grey
  • Twitter Clean Grey
bottom of page