top of page
Fjkm Antsampandrano Fiderana

Ny Fiangonana eto Antsampandrano Fiderana dia Fitandremana iray miorina sy manaraka ny fototra iorenan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, afohezina amin’ny hoe FJKM.

Ny FJKM Antsampandrano Fiderana dia Fitandremana sokajy fahatelo ao anatin’ny Synodam-paritany Iarivo Avaradrano.

Noho izany :

 

  • Ny FJKM Antsampandrano Fiderana dia mijoro ary miasa araka ny Fotodalàna FJKM, izay manambara ny Foto-pinoana, ny Fomba, ny Adidy, ny fifandraisana amin’ny Fiangonana sy Vondrom-piangonana.

  • Ny FJKM Antsampandrano Fiderana dia fitambaran’ny mpiara-mivavaka miangona ao amin’ny tranon’Andriamanitra izay miorina eto Antsampandrano Ilafy – Commune Ankadikely-Antananarivo Avaradrano.

Fjkm Antsampandrano Fiderana

Ity takelaka ity koa dia natao ifandraisany @ zanany rehetra miely eran'i Madagasikara sy any an-dafin'ny riaka sy ho an'ny olona rehetra te-hifandray amin'ny Fitandremana FJKM Antsampandrano Fiderana. Fanirianay ihany koa ny hifandray aminao mba handraisanay ny hevitra avy any aminao mpitsidika ny tranokala : fanamarihana, soso-kevitra, vaovao na koa misy zavatra hafa mahaliana anao.
Ity ny adiresy i-mailakin'ny Fitandremana

​

​Telephone : ​+261341080806

Email : fjkm.antsampandrano@gmail.com

Araho izahay

 

Misaotra anao manaparitaka amin'ny "Reseaux sociaux" ny vaovaontsika.

Andriamanitra dia Fitiavana

 

 

​​​

© 2014 by Fjkm Antsampandrano Fiderana. Proudly created with Wix.com

  • Facebook Clean Grey
  • Twitter Clean Grey
bottom of page