top of page

Toriteny Fanompoam-pivavahana Pentekosta 2014

  • 9 juin 2014
  • 1 min de lecture

Araho amin'ny alalan'ny ity takelaka ity ny toriteny anio Alahadin'ny Pentekosta 2014. Androany no notontosaina ny fanokanana ho Mpandray ny Fanasan'ny Tompo ireo Katekomena 2014, andiany Fanilo, zokiny.

Ampiasao ity adresse ity hihainoanao ny toriteny Pentekosta 2014.

http://ti1ca.com/oxsgyqd6-Fjkm-antsampandrano-Fiderana-Toriteny-20140608.mp3.html

 
 
 

Commentaires


Vaovao farany
Ireo vaovao farany
Fikarohana
Araho izahay
  • Facebook Classic
  • Twitter Classic
  • Google Classic
Fjkm Antsampandrano Fiderana

Ity takelaka ity koa dia natao ifandraisany @ zanany rehetra miely eran'i Madagasikara sy any an-dafin'ny riaka sy ho an'ny olona rehetra te-hifandray amin'ny Fitandremana FJKM Antsampandrano Fiderana. Fanirianay ihany koa ny hifandray aminao mba handraisanay ny hevitra avy any aminao mpitsidika ny tranokala : fanamarihana, soso-kevitra, vaovao na koa misy zavatra hafa mahaliana anao.
Ity ny adiresy i-mailakin'ny Fitandremana

Telephone : +261341080806

Email : fjkm.antsampandrano@gmail.com

Araho izahay

 

Misaotra anao manaparitaka amin'ny "Reseaux sociaux" ny vaovaontsika.

Andriamanitra dia Fitiavana

 

 

​​​

© 2014 by Fjkm Antsampandrano Fiderana. Proudly created with Wix.com

  • Facebook Clean Grey
  • Twitter Clean Grey
bottom of page