top of page

Vehivavy tsara

  • 16 nov. 2017
  • 1 min de lecture

Ilazana isika mpianakavin'ny finoana sy ny Sampana Dorkasy fa ny Alahady 19 novambra, dia hianatra handinika Soratra Masina avy amin’ilay boky « Vehivavy Tsara » isika. Ny hitarika antsika amin'izay dia Ramatoa Rakotolehibe Seheno. Ampirisihina na isika lehilahy aza ho tonga maro fa Tenin'Andriamanitra no ho dinihina. Manomboka amin’ny 2ora ny fotoana izay atao ao amin'ny Toby Fiderana.

Commentaires


Vaovao farany
Ireo vaovao farany
Fikarohana
Araho izahay
  • Facebook Classic
  • Twitter Classic
  • Google Classic
Fjkm Antsampandrano Fiderana

Ity takelaka ity koa dia natao ifandraisany @ zanany rehetra miely eran'i Madagasikara sy any an-dafin'ny riaka sy ho an'ny olona rehetra te-hifandray amin'ny Fitandremana FJKM Antsampandrano Fiderana. Fanirianay ihany koa ny hifandray aminao mba handraisanay ny hevitra avy any aminao mpitsidika ny tranokala : fanamarihana, soso-kevitra, vaovao na koa misy zavatra hafa mahaliana anao.
Ity ny adiresy i-mailakin'ny Fitandremana

Telephone : +261341080806

Email : fjkm.antsampandrano@gmail.com

Araho izahay

 

Misaotra anao manaparitaka amin'ny "Reseaux sociaux" ny vaovaontsika.

Andriamanitra dia Fitiavana

 

 

​​​

© 2014 by Fjkm Antsampandrano Fiderana. Proudly created with Wix.com

  • Facebook Clean Grey
  • Twitter Clean Grey
bottom of page